
Zaza mino sy sahy, vonona hamonjy fanahy,mifototra amin'ny Baiboly, mifantoka amin'ny iraka
Tranokala fizarana fanabeazana ho an'ireo miandraikitra ny ankizy 0 ka hatramin'ny 14 taona.
MINENF FME
Ny zaza 0 ka hatramin'ny 14 taona no iandraiketan'ity Ministera ity. Ity tranokala ity dia natao hifampizarana fitaovana, lesona ary traikefa amin'ny fanabeazana ara-panahy ny ankizy.
« Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza raràna ; fa an’ny toa azy ny fanjakan’Andriamanitra. »
Répertoires
Inona no ho hitanao eto ?
Sivy no sehatra hizarana ny fanabeazana : samy hofenoina tsikelikely amin'ny lesona, feo, sary ary fitaovana azo ampiasaina avy hatrany.
Ireo volets efatra ireo dia hita ao amin'ny répertoire tsirairay.
Ho an'iza ity tranokala ity ?
Ho anao izay miandraikitra ny ankizy
Ray aman-dreny, mpanabe, mpitandrina ary mpitarika : ianareo no antenaina hitsidika sy hampiasa ity sehatra ity.








